27 septembre 2013
AOKA TSY HO VOAFITAKA ISIKA MPIJERY.....
Ao anatina tànana iray dia vahoaka iray. Rehefa tonga ny kandidat iray dia vory ireo olona. Tonga koa ny hafa dia ny eo ihany no eo.
Noho izany, aza dia ny hamaron'ny olona loatra no tena hitsarana ny kandidat iray. Satria ny olona tonga dia tsy miova fa ny mpanao fampelezan-kevitra no miova.
Publicité
Publicité
Commentaires